Mofonaina

10411050 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alakamisy 12 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

GENESISY 5.1-5 Ny tantaran’ny androm-piainan’i Adama Fintinina amin’ireo andinin-tsoratra masina ireo ny tantaram-piainan’i Adama ,araka izao manaraka izao : 1-…..

Talata 10 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

OHABOLANA 8.22-36 Ny fahendrena Endrika maro no hanehoan’ny bokin’ny Ohabolana ny « fahendrena » ,matetika dia maka ny toeran’ny olona miteny sy…..

Alatsinainy 09 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

SALAMO 104.24-35 Mahagaga ny asan’Andriamanitra Raha mandinika isika dia hahatsapa fa izay rehetra noharian’Andriamanitra dia mahagaga avokoa . 1- Maneho…..

Sabotsy 07 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

GENESISY 1.26-28 Andriamanitra no nahary antsika olombelona Amin’ny finoana araka ny Soratra Masina no ahatakarantsika fa Andriamanitra no nahary antsika…..

Zoma 06 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

KOLOSIANA 1.15-20 Jesoa Kristy no lohan’ny fahariana vaovao Ho fanoherana ny fampianaran-diso tany Kolosia no nanoratan’i Paoly ity Epistily ity…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro