Talata 31 Janoary 2023
APOKALYPSY 22.1-5 Ny fanjakan’Andriamanitra Tontolo milamina sy mirindra tanteraka no miseho amin’ny fahitana eto , ka Andriamanitra no mpanjaka mipetraka…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
APOKALYPSY 22.1-5 Ny fanjakan’Andriamanitra Tontolo milamina sy mirindra tanteraka no miseho amin’ny fahitana eto , ka Andriamanitra no mpanjaka mipetraka…..
I ISAIA 65.17-21 Ny fanavaozan’Andriamanitra 1-Mitaona ny olona hifaly Tontolo roa tsy afa-misaraka ,mahalavorary ny fiainana ny lanitra sy ny…..
LIOKA 17.11-19 Araraoty ny fotoana hihaonana amin’i Jesoa Kristy 1-Hisitrahana ny famindrampony Rehefa nifanena tamin’i Jesoa Kristy ireo boka folo…..
ISAIA 46.3-7 1-Andriamanitra mpahary mitondra ny olony Mitodika amin’ny vahoakany Andriamanitra ka mitarika azy ireo hahatsiaro fa Izy no nampijoro…..
ASAN’NY APOSTOLY 7.22-31 Andriamanitra Mpahary 1- Mifandray amin’ny Jentilisa Fatra-pivavaka tokoa ny vahoaka Grika tranainy ary nanana ny fiheverany manokana…..
SALAMO 89 . 5-18 Mitodika ho amin’Andriamanitra izao rehetra izao 1-Ny lanitra midera Azy Milaza ny fahamboniana faratampony , manondro…..
JAONA 10.20-26 Fantaro ny teny sy asan’Andriamanitra 1-Izy no mampahiratra ny jamba Anisan’ny mampiavaka ny Filazantsara araka ny Jaona ny…..
MPITORITENY 12.1-7 Araraoty ny fotoana omen’Andriamanitra Fampianarana goavana asongadin’ny mpitoriteny ny hoe : zava-poana sy mandalo ny zava-drehetra; araka izany…..
ISAIA 64.7-11 Ny asan’Andriamanitra eo amin’ny olona 1-Manefy sy mamolavola Ao anatin’ny fiaiken-keloka nataon’ireto vahoaka Jiosy no hahatsiarovan’izy ireo fa…..
JEREMIA 10.6-13 Ny fahalehibiazan’Andriamanitra Nanjary naka tahaka sy te- hanaony fanaon’ny Jentilisa manompo sampy ny Zanak’Israely ka teo anoloan’izany dia…..