Sabotsy 21 Janoary 023
Salamo 95.1-11 Ny olona mahatsiaro ny faharian’Andriamanitra 1- Midera sy mihoby Azy Ny fiderana dia tena fiainan’ny olon’Andriamanitra. Fa toe-po…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Salamo 95.1-11 Ny olona mahatsiaro ny faharian’Andriamanitra 1- Midera sy mihoby Azy Ny fiderana dia tena fiainan’ny olon’Andriamanitra. Fa toe-po…..
MATIO 11.25-27 Andriamanitra no loharanon’ny fahazavan-tsaina Nisy tanàna maro na dia nanehoan’i Jesoa Kristy asa lehibe aza dia tsy tonga…..
APOKALYPSY 15.1-4 Ny fisehoan’Andriamanitra 1-Faharavana sy loza ho an’izay resy Araka izao fahitana ambaran’ny mpanoratra ny Apokalypsy izao dia efa…..
SALAMO 33.4-11 Mendrika hoderaina Andriamanitra 1-Satria Mpahary Izy Ny and 4-9 dia maneho fa ny teny sy asan’Andriamanitra no nahariana…..
2 KORINTIANA 5.11-21 Ny olona ao amin’i Kristy 1-Olom-baovao Tsy ny fihavaozana vokatry ny ezaka ataon’ny olona no mahatonga azy…..
EZEKIELA 36.33-38 Andriamanitra Mpahary ,manarina indray ny efa rava 1- Fanarenana miatomboka amin’ny famelankeloka Izao Ezekiela 36 izao dia mampahatsiaro…..
APOKALYPSY 4.9-11 Midera an’ Andriamanintsika Anisany mitana anjara toerana voalohany eo amin’ny fanompoam-pivavahana fanaon’ny Fiangonana kristiana ny fiderana an’Andriamanitra noho…..
Apokalipsy 4.9-11 Miderà an’Andriamanitsika Anisany mitana anjara toerana voalohany eo amin’ny fanompoam-pivavahana fanaon’ny Fiangonana Kristiana ny fiderana an’Andriamanitra noho ireto…..
ISAIA 44.21-23 Tsy mahafoy ny mpanompony Andriamanitra Miantefa amin’ny firenena izay nofidin’Andriamanitra ny hafatra .Tsy ho an’Israely ihany fa ho…..
ROMANA 9.19-26 Andriamanitra no Tompo sy Mpahary antsika 1-Afaka mamonjy izay tiany hovonjena Izy (and 19-21) Nambaran’i Paoly fa tsy…..