Alakamisy 09 Febroary 2023
SALAMO 106.1-12 Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra Ity Salamo ity dia fiderana an’Andriamanitra ,Ilay mpanao asa lehibe izay mampitolagaga izao tontolo izao…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
SALAMO 106.1-12 Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra Ity Salamo ity dia fiderana an’Andriamanitra ,Ilay mpanao asa lehibe izay mampitolagaga izao tontolo izao…..
MARKA 1.21-28 Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra dia mampihorohoro ny fanahy maloto (and24-25) Ao anatina toriteny na fampianarana dia efa talanjona aloha…..
JEREMIA 31.31-34 Finiavan’Andriamanitra ny mametraka ny teniny ao an-tsaina sy ao am-pon’ny olona (and33b) « dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko…..
JAONA 17.9-19 Ny Tenin’Andriamanitra 1-Mirakitra fifaliana tanteraka Vavaka nataon’iJesoa ity ho an’ny mpianany mba hananan’ny mpianany fifaliana ary izany fifaliana…..
ZAKARIA 1.1-6 Maharitra mandrakizay ny Tenin’Andriamanitra Ny iantefan’ny Tenin’Andriamanitra eto dia ny Israely,momba ny razamben’izy ireo izay nilazana nyTeniny kanefa…..
MARKA 5.35-43 Tsy voafetran’ny lalàn’izao tontolo izao ny herin’ny Tenin’Andriamanitra (and36b) « Aza matahotra, minoa fotsiny ihany » . Mino fotsiny fa…..
OHABOLANA 7.1-5 Ny Tenin’Andriamanitra 1-Antoky ny fahaveloman’ny olony (and2) Izay mitandrina ny didiny dia velona mandrakizay satria hahazo fiainana mandrakizay…..
LIOKA 4.38-41 Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanira eo amin’ny olona dia mahatratra ny aretin’ny nofo (and39) Ilay rafozam-bavin’i Petera dia tao an-tranony…..
SALAMO 119.105-112 Ny Tenin’Andriamanitra 1-Fanazavana ny làlan’ny olony (and105) Ny fanilo dia karazana fanazavana ary azo ampiasaina hitsilovana ny làlana…..
SALAMO 119.105-112 Ny Tenin’Andriamanitra 1-Fanazavana ny làlan’ny olony (and105) Ny fanilo dia karazana fanazavana ary azo ampiasaina hitsilovana ny làlana…..