Alakamisy 03 Novambra 2022
ROMANA 15.7-12 Toe-panahy entina miandry ny Tompo “ Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho Voninahitr’Andriamanitra “…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
ROMANA 15.7-12 Toe-panahy entina miandry ny Tompo “ Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho Voninahitr’Andriamanitra “…..
Romana 15. 7-12 Toe-panahy entina miandry ny Tompo « Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra » (and.7)…..
2 Timoty 3. 1-9 Mananatra an’i Timoty zanany i Paoly ny amin’ny zavatra hitranga any am-parany. Ny mpandinika dia milaza…..
ZAKARIA 9.9-11 Momàna handray ny Tompo 1-Tompo sy mpanjakanao Izy And6 « Indro ny Mpanjakanao , avy ho anao “ . Ny…..
Zakaria 9. 9-11 Miomana handray ny Tompo 1- Tompo sy Mpanjakanao Izy « Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao » And. 9……
2 MPANJAKA 23.4-15 Ny fahasahian’i Josia mpanjaka hanapaka tarangana ny fanompoan-tsampy sy ny fahavononany hanarina indray ny fivavahana amin’i Jehovah…..
GALATIANA 4.8-20 Izao taratasy alefan’iPaoly ho an’ny Galatiana izao dia mampianatra antsika hoe : rehefa nandray ny Filazantsara dia : 1-Aza…..
LIOKA 22.23-30 Taomin’i Jesoa ny mpianany 1-Tsy hiady voninahitra (and24) Hoy i Jesoa hoe : « …fa tsy mba toy izany ianareo…..
2 TANTARA 34.29-33 Mampiavaka an’i Josia mpanjaka ny fahasahiany nanao fanitsiam-pivavahana tamin’ny androny rehefa hita indray ny bokin’ny lalàna .Modely…..
MATIO 5.21-26 Ao anatin’ny toriteny nataon’i Jesoa tany an-tendrombohitra ny mofonaina anio .Manamarika ity toritenin’i Jesoa ity ny fitondrany fahazavan-tsaina…..