Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

451460 of 566 items

Mofonaina 10 May 2023: Jao 14²⁵-²⁶ Izany teny izany dia efa voalazako taminareo …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 10 May 2023: Jao 14²⁵-²⁶ Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho; fa ny Mpananatra*, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo. (Grika: Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava) […]

Mofonaina 6 Mat 2023: Asa 1¹-¹⁴ Asan’ny Apostoly sa Asan’ny Fanahy Masina no tok…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 6 Mat 2023: Asa 1¹-¹⁴ Asan’ny Apostoly sa Asan’ny Fanahy Masina no tokony ho anaran’ny boky? Raha ny fijerin’ny maro, dia Asan’ny Apostoly tamin’ny HERIN’NY FANAHY MASINA. Raha tsy ao anaty ny Fanahy Masina, dia sady tsy manan-kery ny Apostoly no tsy manam-pahalalana hitoriana an’i Jesoa Kristy maty sy nitsangana tamin’ny maty. Koa raha […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro