Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

441450 of 566 items

Mofonaina 20 May 2023: Efes 4¹-¹⁰ 4³: “mazoto mitana ny firaisana avy amin’ny Fa…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 20 May 2023: Efes 4¹-¹⁰ 4³: “mazoto mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy amin’ny fehim-pihavanana” Andriamanitra miasa ho amin’ny fampiraisana ny Fanahy Masina. Tsy misy afa-tsy io fampiraisana io no asan’ny Fanahy Masina. Tsy mahagaga raha Miverina im-7 ny teny hoe: “iray”. 1-Iray ny tena, 2- iray ny Fanahy, 3- fanantenana iray, 4- iray […]

Mofonaina 16 May 2023: 1Sam 16¹⁴-²³ Foto-kevitra lehibe: rehefa miala ny Fanahy …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 16 May 2023: 1Sam 16¹⁴-²³ Foto-kevitra lehibe: rehefa miala ny Fanahy tsara tsy maintsy miditra ny fanahy ratsy. Ny hany vahaolana dia ny asan’ny FANAHY MASINA IZAY ANDRIAMANITRA MIASA. Ny asany irery no hahatanteraka asa maro. 16¹⁸: Dia namaly ny anankiray amin’ny zatovony ka nanao hoe: Indro, ny anankiray amin’ny zanak’i Jese Betlehemita no […]

Mofonaina 13 May 2023: Asa 7⁵⁴-⁶⁰ Stefana (Gr.Stephan)= couronne, diadème na sat…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 13 May 2023: Asa 7⁵⁴-⁶⁰ Stefana (Gr.Stephan)= couronne, diadème na satro-boninahitra. Tsy voninahitra mandalo sy miserana no hita amin’ny tantaran’i Stefana, fa voninahitry ny lanitra. Vakio manontolo ny (Asa 6⁸_7⁶⁰) dia ho fantatrao ny asan’ny Fanahy Masina. 7⁵⁴: tezitra sady romotra noho ny fanambarana ny fahamarinana nataon’i Stefana izy ireo (synagogan’ny firenena samihafa Asa.6⁹, […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro