Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

461470 of 566 items

Mofonaina 4 May 2023: Mpits 6³³-⁴⁰ Hoy ny and.34: “Ary notsindrian’ny Fanahin’i …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 4 May 2023: Mpits 6³³-⁴⁰ Hoy ny and.34: “Ary notsindrian’ny Fanahin’i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka…” 1-Tsy Tompon’ny tenany i Gideona. Rehefa notsindrin’ny Fanahin’i Jehovah izy, dia nandeha sy nanatontosa izay baiko sy tari-dàlan’ny Fanahin’i Jehovah. Tsy manan-tsafidy fa fitaovana eo an-tànan’ny Fanahy Masina. Ny Fanahin’i Jehovah no HERY sy ANTOKA handresena […]

Mofonaina 30 Aprily 2023: Dan 12⁸-¹³ Ny fitanisana na fanehoana ny faharatsiana …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 30 Aprily 2023: Dan 12⁸-¹³ Ny fitanisana na fanehoana ny faharatsiana tsy roa aman-tany sy ny fiafaran’izany no misongadina eto. 1-INONA NO HITRANGA? Ho foana ny fanaovana fanatitra ka ho tonga ny fahavetavetana lehibe (9²⁷). Ny fahalotoana manenika ny tany. Fisian’ny Kristy sandoka, fanjakana hamely fanjakana, firenena hamely firenena (Mat 24⁵—) Ireo anefa tsy […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro