Marka 16: 15 – Aleo mangina
Angataho amin’ny Tompo mihitsy ny hahaizanao mangina, satria indraindray na mangina aza ny vavantsika, ny saina sy ny fo … Source
Angataho amin’ny Tompo mihitsy ny hahaizanao mangina, satria indraindray na mangina aza ny vavantsika, ny saina sy ny fo … Source
Tsy mahazo matahotra isika nefa kosa tsy maintsy miambina, araka ny tenin’i Jesoa hoe “Koa mitandrema, aza matahotra” (Mat. Source
Fa hoy Jehovah tamin’i Samoela: Aza mijery ny tarehiny na ny hahavon’ny tsanganany, fa efa nolaviko izy; fa tsy mba toy ny … Source
Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. Source
Ity koa misy fizarana izay nataoko momba io fiangonana io: … Source
Ary hoy koa Jesosy tamin’izy rehetra: Raha misy ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazo fijaliany … Source
Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin’izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin’ny ratsy. » (Jaona 17:15) Source
Fa raha tonga ny Fanahin’ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin’ny marina rehetra; fa tsy hiteny ho Azy Izy, … Source
Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo. (Jaona 8:36) Source
Fanamarihana: Tsy voaresako tao amin’ny video fa ahoana tokoa raha vady mihitsy no mpilalao ody? Dia hoy aho hoe aleo … Source