Marka 16: 15- Fanetren-tena = Lakile ny Fisandratana
“Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena” (Jakoba 4:6b) Source
“Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena” (Jakoba 4:6b) Source
HIRA FANEVA HAZAKAZAKA RODOBE 2023 Source
Ny hevitra rehetra dia aorin’ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady. » (Ohabolana 20:18) Source
Hazakazaka masina rodobe 2023 …Fifaninanana ara-panatanjahantena…fisarihana isam-bondrona eo amin’ny taranja Football, Basketball, Volley-ball,Petanque Source
PASKA 2023 “Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo” Fanompoampivavahana notanterahina tao amin’ny FJKM Ambatomaro Fehizoro SPAA12 Alahady 09 Aprily 2023 · Source
“Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo” HAFATRA PASKA 2023 Dr. IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina Filohan’ny FJKM · Source
Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo, tsy manao izay tsy … Source
Rankizy, izao no ora farany, ary tahaka ny efa renareo fa ho avy ny* antikristy, sady maro no antikristy efa tonga sahady; koa izany … Source
Natao ny Alahady 2 Aprily 2023 ny fanokafana ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Niarahana tamin’ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi filohan’ny FJKM niaraka tamin’ny Mpitandrina RAKOTONANAHARY Tiana Holda. sy ny Fiangonana manontolo , notronon’ny Zanaka ampielezana sy ny Kristianina maro. Misaotra ny rehetra nivavaka tamin’ny nahantateraka izany. Fanokafana faha 120 […]
Mofonaina 24 Mars 2023: Mat 9/9-13 Fiantsoana an’i Matio ho isan’ny Apostoly no hita eto. Levy no anarany, fa Jesoa no nanome ny anarana hoe Matio. Matio= fanomezan’Andriamanitra; misy koa milaza hoe matanjaka, mitombandahy. Teo ampamorian-ketra izy no nantsoin’i Jesoa hoe: Andeha hanaraka Ahy. Tsy nisy fanontaniana, tsy nisy fisalasalana, fa avy hatrany dia nandeha. […]