Fotoampivavahana FJKM 2 Aprily 2023
Fotoampivavahana FJKM 2 Aprily 2023 Source
Fotoampivavahana FJKM 2 Aprily 2023 Source
ENGLISH WORSHIP SERVICE “The Lord restores to the truth” FJKM Tranovato Ambatonakanga Sunday, 12th march 2023 Source
Mofonaina 27 Mars 2023: IISam 12/7-15 Dia hoy Davida tamin’i Natana: Efa nanota tamin’i Jehovah aho. Ary hoy kosa Natana tamin’i Davida: Jehovah efa nanaisotra ny helokao, ka tsy ho faty ianao. Tena manampahendrena Jehovah raha naniraka an’i Natana hananatra an’i Davida. Nahoana? Satria tamin’ny endrika tsy mivantana sady tsy azo iadian-kevitra no nanaovany izany […]
Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran’ny fahafenoana rehetra, » (Kolosiana 1:19) Source
Mofonaina 28 Mars 2023: Jao 7/14-24 .Jesoa IRAKA dia 1-tsy Tompon’ny fampianarana. Gaga ny olona satria tsy nianatra Jesoa. Ahitsiny eto fa tsy Tompon’ny fampianarana IZY. IRAKA IZY, ka izay asaina ampitainy no ampitainy. Izay tena zanak’Andriamanitra no hany hahafantatra na avy amin’i Jehovah izany na tsia Fampianarana antsika izany, fa raha mampita ny hevitsika […]
HAZAKAZAKA MASINA RODOBE 2023 Source
Mofonaina 26 Mars 2023: Zef 2/1-3 Mitadiava an’i Jehovah, ianareo mpandefitra rehetra amin’ny tany, Izay efa nanaraka ny fitsipiny: Tadiavo ny fahamarinana, Tadiavo ny fandeferana; Angamba ho voafina ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah. 1-Nahoana no miantso ny mpandefitra hitady AZY JEHOVAH? Satria henika ny faharatsiana ny tany. Diniho ireto faharatsiana ireto: 1/5: manompo volana amankitana […]
Ny teninareo dia mahery mamely Ahy hoy Jehovah. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay nentinay namely Anao? » (Malakia 3:13) Source
Fanompoampivavahana FJKM “Mamerina ho amin’ny fahamarinana ny Tompo” Alahady natokan’ny foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Asa Fifandraisana sy Fampahalalam-baovao (AFiFaB FJKM) manerana ny sahan’ny FJKM. FJKM Andavamamba Kristy Velona SPAA10 Alahady 26 Martsa 2023 Source
Mofonaina 24 Mars 2023: Rom 13/1-10 Mpizara roa ny epistily ho an’ny Romana: ny tokoa 1-11 dia fampianarana, ny tokoa 12-16 kosa dia fampiharana. Fitondran-tena mahamendrika ny Kristina no lohateny amin’ny toko 12-13. Koa ny toetra mendrika ny kristiana nohamarininy no tsapako eto. And.1-5: manaja ny mpitondra izay mpanompon’Andriamanitra. Tsy Andriamanitra akory izy ireo fa […]