Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

471480 of 566 items

Mofonaina 28 Aprily 2023: Jao.21¹⁵-¹⁹ Jesoa miantso an’i Petera hanaraka AZY, ra…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 28 Aprily 2023: Jao.21¹⁵-¹⁹ Jesoa miantso an’i Petera hanaraka AZY, raha tena Tia. 1-Jesoa niteny in-3 tamin’i hoe: “moa tia Ahy va ianao?”. Ny roa voalohany fitia Agapé, fitia tsy misy fepetra no fanontanian’i Jesoa, fa fitia finamanana na fitia philia no navalin’i Petera. Tamin’ny fanontaniana fahatelo dia fitia finamanana koa no nanontanian’i Jesoa […]

Mofonaina 26 Aprily 2023: Lio 20²⁷-⁴⁰ Omaly isika dia nianatra ny tena araka ny …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 26 Aprily 2023: Lio 20²⁷-⁴⁰ Omaly isika dia nianatra ny tena araka ny fomban’aina sy ny tena araka ny fombam-panahy. Ny tena araka ny fomban’aina dia voafetra na ny toerana azo aleha na ny fahavelomana, fa ne tena araka ny fombam-panahy kosa dia velona mandrakizay ary manana hafainganam-pandeha tsy takatry ny saintsika. Mifampitohy tanteraka […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro