Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

301310 of 534 items

Mofonaina 1 Août 2023: Rom 11¹³-²¹ Miova lohahevitra vaovao isika: mijoroa amin’…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 1 Août 2023: Rom 11¹³-²¹ Miova lohahevitra vaovao isika: mijoroa amin’ny finoana. Paoly Apostolin’ny Jentilisa no manoratra ho an’ny Fiangonana any Roma. Fintinina ny boky Romana: heverina ho Filazantsara nosoratan’i Paoly. Ny 1-11 dia mampianatra fa ny finoana an’i Jesoa Kristy no fototry ny famonjena, izay mino no voavonjy. Tsy ny lalàna izay nitokian’ny […]

Ivon’ny Fankalazana Faha120 taona FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Tanteraka  ny Sabotsy 12 sy Alahady 13 Aogositra 2023 ny ivon’ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana  FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Notokanana tamin’izany ny  ezaka “Valintafo” mitentina 60 000 000 Ariary ho fanamarihana ny Fankalazana. Nitondra ny fotoana ny Mpitandrina RABENANTOANINA Solofonindriana  filohan’ny Synodamparitany Atsimon’Iarivo Miray  sy ny kristianina maro. Nandray anjara fitenanana ny Mpitandrina […]

Mofonaina 11 Août 2023: Jao 16²⁵-³³ Tao anatin’ny herinandro farany mialohan’ny …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 11 Août 2023: Jao 16²⁵-³³ Tao anatin’ny herinandro farany mialohan’ny hahafatesan’i Jesoa teo amin’ny hazofijaliana ity. Mametraka ny hafatra sy teny faraparany ho an’ny mpianany IZY. 1-Jesoa nivoaka avy amin’ny Ray. Tsy Jesoa Zanak’i Josefa sy Maria no fototry ny famonjena, fa Jesoa Kristy Zanak’i Jehovah Andriamanitra Ray. Diniho tsara ny tetiharana ao amin’ny […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro