Marka 16: 15 – AZA MATAHOTRA FA NY MOMBA ANTSIKA DIA BE NOHO NY MOMBA AZY
Inona ary no holazaintsika ny amin’izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika? Source
Inona ary no holazaintsika ny amin’izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika? Source
Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. (Mat. 6: 33) Source
Fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia … Source
FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 27 AOGOSITRA 2023 FJKM TANGAINA FANANTENANA SPAA11 Source
Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza … Source
Mofonaina 21 Août 2023: Lio 1/1-7 Ary tamin’izany, raha niangona ny vahoaka betsaka tsy hita isa ka nifanitsaka, Jesoa dia niteny tamin’ny mpianany aloha ka nanao hoe: Mitandrema ianareo, fandrao azon’ny masirasiran’ny Fariseo, dia ny fihatsaram-belatsihy. 2. Fa tsy misy nafenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra. 3. Koa na inona na […]
Izay tena manana ny Tompo ihany no hanana hery hanatanterahana izany. Source
MOFONAINA 20 Août 2023: Eks 17/8-16 Zanak’Isiraely miady amin’ny Amalekita. 1-Samy manana ny andraiky ny tsirairay, fa tsy mety dia mandeha irery na miasa irery. Tsy maintsy miaramiasa. Tsy misy mahavitatena, tsy misy mahaleotena. Tsy maintsy mifanohana sy mifanampy. Mosesy nitana ny tehina tamin’ny tànany roa. Mbola mila an’i Arona sy Hora koa koa amin’izany […]
FANOMPOMPIVAVAHANA FAHA-55 TAONA FJKM “Mijoroa amin’ny finoana” Tao amin’ny Ivon-toerana Synodamparitany Toamasina Vavahadin’ny Filazantsara – David Johns Toamasina Zoma 18 Aogositra 2023 Source
Mofonaina 18 Août 2023: 2Pet 3¹⁷-¹⁸ 17.Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan’ny fahadisoan’ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin’izay iorenanareo; 18. fa mitomboa amin’ny fahasoavana sy ny fahalalana an’i Jesoa Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena. Teny farany ataon’i Petera […]