Marka 16: 15 – Hitan'Andriamanitra ny fandeferanao
Manandratra ny mpandefitra Jehovah, Fa mampietry ny ratsy fanahy hatramin’ny tany. » (Salamo 147:6) Source
Manandratra ny mpandefitra Jehovah, Fa mampietry ny ratsy fanahy hatramin’ny tany. » (Salamo 147:6) Source
Mofonaina 17 Août 2023: Eks 1¹⁵-²¹ Ny mino tsy maintsy manakatò ny didin’i Jehovah. 1-Baikon’i Farao mpanjakan’i Egypta: vonoy ny zazalahy rehetra. Rehefa hitan’i Farao fa nihamaro ny Zanak’Isiraely dia natahotra izy sao ireo vahiny ireo indray no hanapaka ny Egyptiana. Noho izany, nandidy ny mpampivelona (sage femme) izy ka nanao hoe: “Raha mampivelona ny […]
Mofonaina 1 Août 2023: Rom 11¹³-²¹ Miova lohahevitra vaovao isika: mijoroa amin’ny finoana. Paoly Apostolin’ny Jentilisa no manoratra ho an’ny Fiangonana any Roma. Fintinina ny boky Romana: heverina ho Filazantsara nosoratan’i Paoly. Ny 1-11 dia mampianatra fa ny finoana an’i Jesoa Kristy no fototry ny famonjena, izay mino no voavonjy. Tsy ny lalàna izay nitokian’ny […]
fa mitomboa amin’ny fahasoavana sy ny fahalalana an’i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. » (2 Petera 3:18a) Source
Mofonaina 4 Août 2023: Filemona 4-7 Toko iray ihany ny Epistily ho an’i Filemona. Tsy nosoratana ho an’ny fiangonana na ho an’ny mpitondra Fiangonana, fa ho an’olo-tokana. SOA FA NIGADRA I PAOLY. NAHOANA? Tany amponja no nahitany an’i Onesimosy mpiasan’i Filemona izay nangalatra tao aminy. Nandray an’i Kristy izy ka niova ho olombaovao, noho ny […]
FANOMPOAMPIVAVAHANA FJKM “Mijoroa amin’ny finoana” Alahady natokan’ny Foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Komitin’ny Fananganana Tsangambaton’ny Martiora (KFTM). Alahady 13 Aogositra 2023 FJKM Tranovato Ambatonakanga SPIA Source
Tanteraka ny Sabotsy 12 sy Alahady 13 Aogositra 2023 ny ivon’ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Notokanana tamin’izany ny ezaka “Valintafo” mitentina 60 000 000 Ariary ho fanamarihana ny Fankalazana. Nitondra ny fotoana ny Mpitandrina RABENANTOANINA Solofonindriana filohan’ny Synodamparitany Atsimon’Iarivo Miray sy ny kristianina maro. Nandray anjara fitenanana ny Mpitandrina […]
HAONA FI ANDIANY FAHA 3 16-17-18-19 Aogositra 2023 Lapan’ny Tanàna Toamasina Source
Tanteraka ny fanambadian’i Robson sy Anja. Misaotra ny Tompo Tsitoha, misaotra ny havana amantsakaiza. Ampahany Kely tamin’ireo sary no eto. Enga anie haharitra ho mandrakizay Source
Mofonaina 11 Août 2023: Jao 16²⁵-³³ Tao anatin’ny herinandro farany mialohan’ny hahafatesan’i Jesoa teo amin’ny hazofijaliana ity. Mametraka ny hafatra sy teny faraparany ho an’ny mpianany IZY. 1-Jesoa nivoaka avy amin’ny Ray. Tsy Jesoa Zanak’i Josefa sy Maria no fototry ny famonjena, fa Jesoa Kristy Zanak’i Jehovah Andriamanitra Ray. Diniho tsara ny tetiharana ao amin’ny […]