Marka 16: 15 – Tetik'asa “Genesisy 24”
Raha hisoratra anarana: https://form.jotform.com/230582562389060 Raha misy fanontaniana: [email protected] « Ary … Source
Raha hisoratra anarana: https://form.jotform.com/230582562389060 Raha misy fanontaniana: [email protected] « Ary … Source
Mofonaina 10 Août 2023: 2Mpanj 6¹⁴-²⁰ Ny mpanjakan’i Syria te-handringana ny Isiraely no eto, kanefa tsy nahavita noho ny fahafantaran’i Elisa na dia ny resaka ataony aza (and.12). Noho izany, izay misy an’i Elisa no notadiavina mba handringanana azy aloha vao ny Isiraely. Koa rehefa fantany fa tao Dotana Elisa dia naniraka miaramila maro sy […]
Mofonaina 9 Août 2023: Hab 2¹-⁴ And.4: Indro, feno avonavona ny fanahin’ireny, fa tsy mahitsy ao anatiny, Fa ny marina ho velon’ny finoany Mizara roa mazava tsara io andininy io:.ny mpiavonavona sy ny mino 1-NY KALDEANA NO FENO AVONAVONA. Ny fandringanana ny Kaldeana (mponina any Kaldea) no hita eto. Kaldea dia ny lemaka lehibe misy […]
Mofonaina 8 Août 2023: Heb 10³⁵-³⁹ 35. Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe. 36. Fa tokony hanana faharetana ianareo raha hahazoanareo izay lazain’ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon’Andriamanitra. 37. Fa “rehefa afaka kelikely, Dia ho tonga Ilay ho avy, fa tsy hitaredretra” 38. Ary “ny oloko marina* dia ho velon’ny finoana;” […]
Fa Kristy no anton’ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony. » (Filipiana 1:21) Source
Mofonaina 6 Août 2023: 1Sam 17³¹-³⁷ Ny nandresen’i Davida an’i Goliata no fototry ny mofonaina anio sy ampitso. Noho izany, Vakio tokoa.37, vita anio koa ny ampitso. Rehefa mandinika tsara isika, tsy adin’ny Filistina sy Isiraely no eto fa adin’ny andriamanitra tsy izy sy Jehovah Andriamanitra, Tompo Tsitoha. Araka izany, tsy fandresen’i Davida an’i Goliata, […]
Mofonaina 5 Août 2023: Gen 39⁷-¹⁰ Josefa niorina tamin’ny finoana ka tsy namadika ny tompony hatramin’ny farany, na dia gadra aza no vokatr’izany. Rehefa namidy i Josefa dia lasan’i Potifara, tandapan’i Farao. Nomba an’i Josefa tokoa Jehovah ka nambinina izay rehetra nananan’ny tompony na antsaha na an-tanàna. Vokatr’izany dia nankininy tamin’i Josefa avokoa ny fananany […]
Ry Isiraely ô, miverena amin’i Jehovah Andriamanitrao, fa lavon-keloka ianao. » (Hosea 14:2) Source
Mofonaina 3 Août 2023: 2Tant 32¹-⁸ Ny adin’i Hezekia mpanjakan’i Joda tamin’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria no hita eto. Sankeriba dia nihevi-tena ho mahery sady efa nandresy firenena maro. Izao no tenin’i Sankeriba ho fiantsiana an’i Jehovah Tompon’ny maro, ho fanamafisana izay efa hita amin’ny 2Tant 32¹⁰-¹⁹: “Aza mety hofitahin’ny Andriamanitrao Izay itokianao ianao hoe: Jerosalema […]
Mofonaina 31 Jolay 2023: 1Tes 5²³-²⁸ And.23-24: “Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin’ny fihavian’i Jesoa Kristy Tompontsika.. Mahatoky Izay miantso anareo, sady Izy ihany no hanefa izany.” Tsodrano natolotr’i Paoly Apostoly ho an’ny […]