Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

361370 of 566 items

Mofonaina 22 Jolay 2023: 2Tant 6¹-⁶ Ny 2Tant 5²-7¹⁰ dia mitantara ny nanokanana …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 22 Jolay 2023: 2Tant 6¹-⁶ Ny 2Tant 5²-7¹⁰ dia mitantara ny nanokanana ny tempoly tao Jerosalema izay naorin’i Solomona. Ny and.6: “fa nifidy an’i Jerosalema Aho hitoeran’ny anarako…” dia famantarana ny maha-Jehovah Andriamanitra hiankinan’i Jiosy sy izao tontolo izao. 1-Jerosalema: famantarana fa ao Jehovah. Mazava tsara izay voasoratra : Jerosalemna hitoeran’ny anaran’i Jehovah. 1.1-hevitry […]

Mofonaina 20 Jolay 2023: Asa 9¹⁰-¹⁸ And.15-16: “Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehan…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 20 Jolay 2023: Asa 9¹⁰-¹⁸ And.15-16: “Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako… fa hasehoko azy ny habetsahan’izay tsy maintsy hiaretany ho voninahitry ny anarako.” Taorian’ny fiovam-po i Saoly lasa Paoly no nitenann’i Jesoa tamin’i Ananiasy hampahiratra azy. Taorian’izay dia nitory an’i Jesoa hatrany i Paoly. Ho […]

Mofonaina 18 Jolay 2023: 1Kor 1²⁶-³¹ Paoly Apostoly mananatra sy manitsy ny mpon…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 18 Jolay 2023: 1Kor 1²⁶-³¹ Paoly Apostoly mananatra sy manitsy ny mponina tao Korinto mba hitoky amin’i Jehovah fa tsy amin’olona. 1-Hevero ny fiantsoana anareo. Hevero= alalino, saintsaino, fakafakao, hadihadio, diniho lalina. Nahoana? Satria adala, malemy, iva razana no nantsoina. Tsy misy manana toetra mendrika na iray aza. Ohatra ireto: 1.1-Mosesy: votsa vava (Eks […]

Mofonaina 12 Jolay 2023: Deot 7⁶-⁸ FITIAVANA NO ANTON’NY FIDIDIANANA. And.6: “Fa…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 12 Jolay 2023: Deot 7⁶-⁸ FITIAVANA NO ANTON’NY FIDIDIANANA. And.6: “Fa firenena masina ho an’i Jehovah Andriamanitrao ianao; fa ianao efa nofidin’i Jehovah Andriamanitrao ho firenena rakitra soa ho Azy mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin’ny tany.” Tia ny firenen’i Isiraely Jehovah. Tsy noho ny hamaroana na noho ny hery, fa fitiavana. Fitiavana tsy […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro