Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

381390 of 566 items

Mofonaina 1 Jolay 2023: 2Pet 1⁸-¹¹ HEHERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. Io no lohahevi…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 1 Jolay 2023: 2Pet 1⁸-¹¹ HEHERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. Io no lohahevitra amin’ity volana Jolay ity. Tsy fifidianana ara- nofo fa ara-panahy. IZY TOMPO rahateo no mifidy, fa tsy tsy ny olona. Koa araka ny mofonaina anio dia ny fampitoerana ny fifidianana (and.10) no heveriko hosainintsika. 1-MIHEVITRA NY TOMPO MPIFIDY. Ireto no azo amintinana […]

Mofonaina 27 Jona 2023: Mar 9¹⁴-²⁹ Ny nahasitranan’i Jesoa zazalahy azom-panahy …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 27 Jona 2023: Mar 9¹⁴-²⁹ Ny nahasitranan’i Jesoa zazalahy azom-panahy moana sy marenina no eto. Ny hevi-dehibe misongadina, ankoatry ny fanasitranana, dia ny fananarana sy fanitsiana: na ny rain’ilay zaza na ny mpianatra 1-fanitsiana ny rain’ilay zazalahy. Ny and.18 dia misy fanomezantsiny nataony tamin’ny mpianatra. Tsy ny finoan’ny mpianatra ihany no hahatanteraka ny fanasitranana, […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro