Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

401410 of 566 items

Mofonaina Jona 2023: Fit 5¹-²² Matoa mitomany dia misy alahelo lalina dia lalina…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina Jona 2023: Fit 5¹-²² Matoa mitomany dia misy alahelo lalina dia lalina. Ny fiverenan’ny fanandevozana no fototr’izany alahelo mafy dia mafy izany. Noho izany, tsy mahagaga raha mitaraiana fampiverenana i Jeremia, misolotena ny firenena iray manontolo. Koa ny and.21 no fintina ny amin’ny fitalahoana: “Jehovah o, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro