Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

411420 of 566 items

Mofonaina 10 Jona 2023: Asa 16¹⁶-²⁴ Ny olon’afaka dia fitaovana eo an-tànan’ny T…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 10 Jona 2023: Asa 16¹⁶-²⁴ Ny olon’afaka dia fitaovana eo an-tànan’ny Tompo hanafaka izay voageja sy voafatotra. Sokajin’olona roa no afaka noho i Paoly Apostoly nanaiky izany. 1-ilay ankizivavy. Hitantsika raha mamaky tsara ny mofonaina isika, fa toa teny tsara no nambaran’ilay ankizivavy. Kanefa aza adino fa voafatotry ny devoly sady andevon’ny olona misandoka […]

Mofonaina 8 Jona 2023: Jer 42⁷-¹² Ny vahoaka naniraka an’i Jeremia hihaona amin’…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 8 Jona 2023: Jer 42⁷-¹² Ny vahoaka naniraka an’i Jeremia hihaona amin’i Jehovah no hita eto. Fitadiavana vahaolalana manoloana ny fahavalo no antony, na fiarovana amin’ny fanafihan’ny Babyloniana. Fanekena sy fankatoavana anefa no valiteny azon’i Jeremia tamin’i Jehovah, fa tsy fandosirana mankany Egypta. Raha sanatria tsy manaiky izany, araka ny tenin’i Jehovah, dia hiharan’ny […]

Mofonaina 6 Jona 2023: Eks 6²-⁸ And.6: “Koa lazao amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Iz…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 6 Jona 2023: Eks 6²-⁸ And.6: “Koa lazao amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Izaho no Jehovah, ary hitondra anareo hivoaka ho afaka amin’ny fanompoana mafy ampanaovin’ny Egyptiana anareo Aho ka hanafaka anareo amin’ny fanompoana azy; ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo.” 1-Mamerina amin’i Mosesy Jehovah eo amin’ny and.2-3, fa ANDRIAMANITRA TSITOHA no nisehoany […]

Mofonaina 3 Jona 2023: Jao 5¹-⁹ 1-Manafaka amin’ny aretina ny Tompo. Asa telo n…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 3 Jona 2023: Jao 5¹-⁹ 1-Manafaka amin’ny aretina ny Tompo. Asa telo no nataon’i Jesoa: nampianatra, nitory, nanasitrana (Mat 4²³). Ny fitondrany ny otan’ny olombelona sy ny fanasitranana no nanekeny ho faty eo amin’ny hazofijaliana (1Pet 2²⁴). Koa rehefa nanafaka tamin’ny fahotana ka namela heloka IZY, dia nanasitrana. Koa ny tenin’ny hoe “te-ho sitrana […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro