Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

431440 of 566 items

Mofonaina 25 May 2023: Isa.61¹-³ NY VOAHOSOTR’I JEHOVAH TAMIN’NY HERIN’NY FANAHY…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 25 May 2023: Isa.61¹-³ NY VOAHOSOTR’I JEHOVAH TAMIN’NY HERIN’NY FANAHY MASINA. 1-IZA NO VOAHOTRA? Ny amin’ny voahosotr’i Jehovah no lohateny eto. Tena manondro an’i Jesoa Kristy izany. IZY no nandray izany tamin’ny nanaovana batisa AZY. Raha vao niakatra avy tamin’ny rano IZY, dia nidina teo AMINY ny Fanahy Masina ary Jehovah niteny hoe: “Ity […]

Mofonaina 23 May 2023: Mar 3²⁰-³⁰ 1-JESOA KRISTY TSY MIRAY AMIN’I BELEZBOBA. Efa…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 23 May 2023: Mar 3²⁰-³⁰ 1-JESOA KRISTY TSY MIRAY AMIN’I BELEZBOBA. Efa niady tamin’i Belzeboba, mbola miady ary handrava azy sy ny miaramilany rehetra no fototra sy anto-pisian’i Jesoa Kristy. Hazavainy eto fa ho rava ny fanjakana miady antrano, na ankohonana miady an-trano. Raha Satana no manohitra ny tenany, dia tahaka ny olona mamono […]

Mofonaina 22 May 2023: Sal 143⁷-¹² SAROBIDY NY FAHORIANA 1-MAMPITODIKA AMIN’I JE…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 22 May 2023: Sal 143⁷-¹² SAROBIDY NY FAHORIANA 1-MAMPITODIKA AMIN’I JEHOVAH ANDRIAMANITRA. Tena ratsy tokoa ny fahoriana, satria mandreraka izay voany, ary mitondra ho amin’ny famoizampo. Davida eto dia efa eo ambaravaram-pasana, efa ho faty (and.7). Tsara dia tsara kosa satria mampitodika amin’i Jehovah mba hahazoana fiarovana na ARO= Antoka, Rehareha, Onim-pahasoavana. IZY tokoa […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro