Fanompoampivavahana FJKM “Iorenan’ny fahafahana ny Tompo” Alahady 04 Jona 2023…
Fanompoampivavahana FJKM “Iorenan’ny fahafahana ny Tompo” Alahady 04 Jona 2023 FJKM Antanety Fitiavana SPAA11 Source
Fanompoampivavahana FJKM “Iorenan’ny fahafahana ny Tompo” Alahady 04 Jona 2023 FJKM Antanety Fitiavana SPAA11 Source
Mofonaina 2 Jona 2023: 2Tim 4⁹-¹⁸ 1-Tsy afoin’ny Tompo ny tena mpanompony. Ny olona rehetra mety handao, eny fa na ny sakaiza tena niaraka taminao naharitra aza. Hita eto ny fandaozan’ny sakaizany an’i Paoly: Demasy nandao azy, satria tia izao fiainana izao, Aleksandro mpanao firavaka nanisy ratsy satria tia izao fiainana izao Hafa lavitra noho […]
LALAO HAZAKAZAKA MASINA… Fandaharan-dalao Asabotsy 03 Jona 2023 Source
LALAO HAZAKAZAKA MASINA…Voka-dalao Asabotsy 27 Lay 2023 Source
Ary aza manaraka ny fanaon’izao tontolo izao; fa miovà amin’ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny … Source
Mofonaina 30 May 2023: Jao 15²⁶-²⁷ Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray, dia ny Fanahin’ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin’ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy. Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin’ny voalohany. Ny Fanahy Masina dia : 1-IRAKA. Jesoa no […]
Mofonaina 29 May 2023: Ezek 11¹⁴-²¹ Ny asan’ny Fanahy Masina izay sarobidy indrindra dia: 1- Manaisotra ny faharatsiana. Ny faharatsiana tena tsy zakan’i Jehovah dia ny fanompoantsampy. Ny olona nandray ny Fanahy Masina dia miandany tanteraka amin’izany ka Manaisotra ny sarinjavatra voasokitra rehetra ary mitodika amin’i Jehovah. Hesorina avokoa izay mampalahelo an’i Jehovah, ka manao […]
tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, ho valin’ny tsy nahafantaranao ny andro namangiana anao. » (Lioka 19:44) Source
HAFATRA PENTEKOSTA 2023 Dr. Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina FILOHAN’NY FJKM Source
HAFATRA PENTEKOSTA 2023 Dr. Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina FILOHAN’NY FJKM Source