Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

351360 of 566 items

Mofonaina 28 Jolay 2023: 1Sam 10¹⁷-²⁷ Ny fanendrena izay ho mpanjaka hitarika ny…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 28 Jolay 2023: 1Sam 10¹⁷-²⁷ Ny fanendrena izay ho mpanjaka hitarika ny Firenen’ny Isiraely no fototry ny modonaina anio. Ao amin’ny toko.8 no nangatahan’izy mpanjaka mba ho tahaka ny firenena rehetra. Raha misy mpanjaka dia efa voalaza ao izay fitondrana azy sy izay hiatra amin’ny taranaka. Noho ny fanirian’izy ireo tsy azo nolavina dia […]

Mofonaina 27 Jolay 2023: Deot 10¹²-¹⁹ Rehefa mandinika ity mofonaina ity aho, di…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 27 Jolay 2023: Deot 10¹²-¹⁹ Rehefa mandinika ity mofonaina ity aho, dia izay maha-IZY AZY AN’I JEHOVAH no Hitako mihasinkasina eto. Manao ahoana ity Jehovah Andriamanitrao ity? 1-Andriamaitra Avo Indrindra. Andriamanitry ny andriamanitra no dikan’izany. Izany hoe, raha misy mitonona ho andriamanitra na atsangana ho andriamanitra dia mbola ambonin’ireo rehetra ireo JEHOVAH. Anterina koa […]

Mofonaina 26 Jolay 2023: Lio 6¹²-¹⁶ Ny fifidianana ny Apostoly 12 no fototry ny …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 26 Jolay 2023: Lio 6¹²-¹⁶ Ny fifidianana ny Apostoly 12 no fototry ny mofonaina anio. Izany dia tsy azo nataotao foana fa tsy maintsy nialohavan’ny vavaka ary niafara tamin’ny fanokanana. 1-VAVAKA. “…ary naharitra nivavaka tamin’Andriamanitra nandritra ny alina Izy.” (abd.12) Raha fifidianana tsy misy vavaka dia asan’ny devoly. Ny vavaka no fototra ary vavaka […]

Mofonaina 24 Jolay 2023: 1Tant 28¹-⁷ Teny nataon’i Davida amin’ny fanohizana ny …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 24 Jolay 2023: 1Tant 28¹-⁷ Teny nataon’i Davida amin’ny fanohizana ny asa sy fitohizan’ny fifidianana no eto 1-na Davida aza no nanangona ny ho enti-manao ny tranon’i Jehovah, dia i Solomona no hanao izany. Tohizana ny asa arahana fankatoavana ny didy sy fitsipik’i Jehovah mba hitoeran’ny fanjakany ho mandrakizay. Haintsika tsara, araka ny mofonaina […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro