Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy, dia nanao hœ: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny.
Source