Mofonaina

401410 of 1251 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Zoma 10 Janoary 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

Sal 66.16-20/ Hira 3/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/Hira487/1,5 Deoteronomia 10. 12-19 Inona no takian’ny Tompo mba hitahiany antsika? Tsy hafa noho…..

Alakamisy 09 Janoary 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

Sal 66.1-4 / Hira 36/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 354.1,2 Matio 13. 24-30 Katsaho ny fanjakan’ny lanitra 1- Mitandrema amin’ny fahavalo Asehon’ity…..

Alarobia 08 Janoary 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

Sal 104,1-5/Hira 24.1,3/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira24.4 Matio 23. 16-28 Lehibe ny fiandrianan’Andriamanitra. Miantefa tamin’ireo mpitarika vahoaka Jiosy ny hafatr’i Jesoa, Voakasika…..

Talata 07 Janoary 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

Sal 67.1-4 / Hira 167 Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 310.1-3 Romana 1. 18-25 Ny fahatezeran’Andriamanitra Inona no antony mahatonga ny…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro