Mofonaina

421430 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alatsinainy, faha 14 Aprily 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

(Sal 119.73-80/Hira 2.1.3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira334) Lioka 24.44-49 Tsy maintsy ho tanteraka izay reheira nambaran’ny Teny; Tamin’ny fotoana niarahan’i Jesoa Kristy niaina tamin’ny…..

Talata, faha 08 Aprily 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

(Sal 18:46-50/Hira 171:1,3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira133:2,5) Marka 12. 24-27 Tsy mino ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ny Sadoseo. Nihevitra ny handresy lahatra an’i…..

Alatsinainy, faha 07 Aprily 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

(Sal 138.4-8/Hira2:1,2,3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 469:1) Nomery 17.9-15 Ny herin’ny Tompo, mamotika ao amin’ny indray mipi-maso Fotoana kely monja izany indray mipi-maso izany……

Alahady, faha 06 Aprily 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

(Sal 124/Hira 36/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 353:1,3,5) Matio 26.57-66 1- Notsarain’ny Jiosy i Jesoa Kristy Tao an-tranon’i Kaiafa mpisoronabe no nanaovana izany, ary…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro