Sabotsy 07 Desambra 2024
Mpitoriteny 2. 4-11 Manetre tena fa zava-poana ny ezaka ataonao Zava-poana ny fiainana eto an-tany. Noho izany dia mahaiza manetry…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Mpitoriteny 2. 4-11 Manetre tena fa zava-poana ny ezaka ataonao Zava-poana ny fiainana eto an-tany. Noho izany dia mahaiza manetry…..
1Petera 5.5-9 Fanetren-tena mampiavaka ny olon’Andriamanitra: 1- Mandrindra ny fihavanana Miara-miaina ao anatin’ny fiarahamonina ny olona araka ny sokajin-taonany. Mitaona…..
Lioka 18.9-14 Ny toe-po hifandraisana amin’ Andriamanitra Fomba nentin’ilay Fariseo sy ilay mpamory hetra nivavaka tamin’ Andriamanitra no asehon’ny Soratra…..
Marka 1.1-8 Manetry tena manoloana ny antson’ Andriamanitra Ny asa fanompoana notanterahin’i Jaona mpanao Batisa no manomboka ny Filazantsara araka…..
Joba 22. 21-30 Mpino manetry tena Teny nataon’i Elifaza tamin’ i Joba teo anoloan’ny fizahan- toetra nihatra taminy ity, izay…..
I Korintiana 13.1-13 Ny fitiavana no fototry ny fihetsiky ny Kristiana rehetra Betsaka ny fihetsika toa tsara ety ivelany azo…..
Zakaria 8.7-14 Ny manam-pahefana ara-pitsarana dia tokony hitsara marina. Fiaraha-monina efa lò tanteraka no nisy tamin’ity zava-nitranga tamin’ity faminaniana ity;…..
Jeremia 5.1-6 Ny olon’Andriamanitra dia tokony hanao ny marina sy ho tia rariny Nitady ny olona izay nanao izany tao…..
Jakoba 3.13-18 1- Ny Kristiana dia tokony ho manana fahalemem-panahin’ny fahendrena (and 13) Ny fiainan’ny Fiangonana dia tsy ilaozan’izay Kristiana…..
I Timoty 5.1-8 1- Ny tokony ho toe-panahin’ny mpitondra fivavahana: Mananatra amin’ny fanajana sy feno fitiavana (and 1-2): Rehefa tsy…..