Mofonaina

451460 of 1251 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alatsinainy 25 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Galatiana 5.16-18 Iankinan’ny fahatsaram-pitondran-tenan’ny Kristiana ny fananany ny Fanahy Masina Rehefa tena nihaona tamin’ny Jesoa ny olona dia miala amin’ny…..

Zoma 22 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Filipiana 1.27-30 Ny tokony ho toetran’izay Kristiana 1- Mendrika ny Filazantsara (and 27a) Ny filazantsara dia mitory fiadanana, fahasambarana, fahamendrehana…..

Alarobia 20 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia 42.1-4 Ny tokony ho toetran’ny mpanompon’Andriamanitra 1- Manetry tena (and 1-3) Faminaniana ny amin’i Kirosy faharoa izay mpanjaka nanafaka…..

Alahady 17 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 13.34-35 Toetra tsy maintsy ananan’ny Kristiana ny fitiavana ny namana Fiaraha-monina sy ray aman-dreny samihafa avokoa no namolavola ny…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro