Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

13511360 of 1374 items

Alahady 13 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

ASAN’NY APOSTOLY 27.21-26 Ny fahamarinan’ny Tenin’Andriamanitra 1-Ampaherezina ny hafa Niondrana an-tsambo ho any Roma i Paoly Apostoly . Niseho ny…..

Sabotsy 12 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

2 KORINTIANA 1.12-20 Ny mpanompon’Andriamanitra 1-Manaiky ny fitarihan’ny Fanahy Masina Nisy kristiana vitsivitsy nanohitra an’i Paoly Apostoly tao Korinto izay…..

Zoma 11 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

APOKALYPSY 21.1-5 Tsy miova amin’ny fandaharany Andriamanitra Teny fampanantenana efa nataon’Andriamanitra tamin’ny andron’ny Zanak’Israely ny fahariana lanitra vaovao sy tany…..

Alakamisy 10 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

JEREMIA 33.14-26 Ilay Andriamanitra nanao fanekena 1-Manatanteraka ny fanekena nataony Manome toky Andriamanitra fa ho « avy ny andro hanatanterahany ny…..

Talata 08 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Genesisy 17. 15 — 22 Tsy maintsy tanteraka ny Teny fampanantenana 1- Manamafy ny Teniny Andriamanitra Gen 17 no nanamafisan’Andriamanitra…..

Alahady 06 febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Genesisy 15.7-21 Mampiorina ny mpanompony Andriamanttra 1 Milaza ny efa nataony Nisalasa ny amin’ny fahatanterahan’ny Teny fampanantenana nataon’Andriamanitra taminy i…..

Sabotsy 05 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

HEBREO 11.11-12 Manatanteraka ny Teniny Andriamanitra 1 Mahatoky Izy Andriamanitra mahatoky dia midika fa Andriamanitra marina amin’ny teny nambarany, tsy…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro