Zoma 04 Febroary 2022
JAONA 14.12-14 Momba ny mpino mandrakariva ny Tompo Miatrika ny asa fanompoana nanirahan’i Jesoa Kristy azy ny Fiangonana.Tsy miasa irery…..
JAONA 14.12-14 Momba ny mpino mandrakariva ny Tompo Miatrika ny asa fanompoana nanirahan’i Jesoa Kristy azy ny Fiangonana.Tsy miasa irery…..
JEREMIA 29.10-15 Andriamanitra mihevitra ny fiainan’ny olona 1-Manana ny fandaminany (and10,11) Mazava tsara ny hafatr’Andriamanitra ho an’ny Jiosy : voafetra…..
JAONA 10.1-10 Ny fiainana ho an’ny olon’Andriamanitra Notanterahin’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Jesoa Kristy ny fanomezana fiainana miavaka ho an’ny olony ……
EZEKIELA 12 21-28 Tsy maintsy hotanterahiny ny Tenin’Andriamanitra 1-Manana ny fotoana voatendriny Izy Mazava tsara ny antso nampitondrain’Andriamanitra ny mpaminany…..
HEBREO 7.20-28 Jesoa Kristy Mpisorona 1-Maharitra mandrakizay « fa Izy kosa dia manana fisoronana tsy dimbiasana , satria maharitra mandrakizay Izy »…..
MIKA 7.18-20 Andriamanitra tsy misy tahaka Azy 1-Mpamindra fo « Izay mamela ny heloka sady mandalo ny fahadisoana…tsy mitana ny fahatezerany…..
JAONA 6.22-27 Ny olona mitady an’i Jesoa Kristy 1-Mitady fiainana mandrakizay « Aza miasa hahazo hanina mety ho levona , fa…..
Hebreo 13. 7 – 16 Jesoa Kristy tsy miova mandrakizay 1- Anorenana ny finoana « Aza mety havilin’izay fampianarana maro hafahafa…..
Malakia 3. 1 – 6 Andriamanitra maniraka mpanompo 1- Manadio ny olona « Ary hipetraka handrendrika sy hanadio volafotsy Izy; eny,…..
JAONA 17.1-5 Jesoa Krsity Zanak’Andriamanitra 1- Nandray fahefana hanome fiainana mandrakizay « araka ny nanomezana Azy fahefana… hanome fiainana mandrakizay ho…..