Alatsinainy 07 Martsa 2022
DEOTERONOMIA 32.28-35 Ny famaliana ny ratsy fanahy 1- Dia anjaran’Andriamanitra (and 35) « Ahy ny famaliana ». Ny fahavalon’ny vahokan’Andriamanitra…..
DEOTERONOMIA 32.28-35 Ny famaliana ny ratsy fanahy 1- Dia anjaran’Andriamanitra (and 35) « Ahy ny famaliana ». Ny fahavalon’ny vahokan’Andriamanitra…..
I Samoela 15. 1 – 11 Hovalian’Andriamanitra 1- Izay manakana ny olona tsy hiditra any amin’ny Fanjakan’ny lanitra (and2) « Hovaliako…..
Lioka 21. 20 – 24 1- Dia ny mahavoa ny olona rehetra (and 23)« Fa lozan’ny bevohoka sy mitaiza kely…..
Hebreo 9. 1 – 10 Ny fomba hahazoana famelan-keloka 1- Mila mpanalalana amin’Andriamanitra« Fa ny faharoa kosa nidiran’ny mpisorona be…..
LIOKA 23.39-43 Aoka ho fantatsika 1-Fa tsy maintsy mandray ny valin’asany ny olona rehetra « Ary marina ny hanamelohany antsika ,…..
JEREMIA 6.1-8 Hovalian’i Jehovah Jerosalema 1-Noho ny haratsiana ao aminy (and 6d,7) Tsy nankasitrahan’ny vahoaka loatra iJoiakima anefa fa ny…..
Lioka 1. 34 – 38 Teny nataon’ny anjely tamin’i Maria ny hoe: « Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny…..
Genesisy 21. 1 – 8 Nahazo zanaka tamin’Andriamanitra ihany i Abrahama sy Saraha ka niteraka an’Isaka, milaza izany fa mitana…..
Ezekiela 33. 10 – 20 Notendrena ho mpaminany i Ezekiela ary irahina hitondra ny hafatr’Andriamanitra amin’ny taranak’Israely izy hampisaina azy…..
Jaona 15. 9 – 16 « Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha…..