Alatsinainy 14 Febroary 2022
JOBA 23.1-17 Ny olona matoky an’Andriamanitra 1-Maniry ny hifandray Aminy mandrakariva Tena matoky an’Andriamanitra i Joba . Izany no azo…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
JOBA 23.1-17 Ny olona matoky an’Andriamanitra 1-Maniry ny hifandray Aminy mandrakariva Tena matoky an’Andriamanitra i Joba . Izany no azo…..
ASAN’NY APOSTOLY 27.21-26 Ny fahamarinan’ny Tenin’Andriamanitra 1-Ampaherezina ny hafa Niondrana an-tsambo ho any Roma i Paoly Apostoly . Niseho ny…..
2 KORINTIANA 1.12-20 Ny mpanompon’Andriamanitra 1-Manaiky ny fitarihan’ny Fanahy Masina Nisy kristiana vitsivitsy nanohitra an’i Paoly Apostoly tao Korinto izay…..
APOKALYPSY 21.1-5 Tsy miova amin’ny fandaharany Andriamanitra Teny fampanantenana efa nataon’Andriamanitra tamin’ny andron’ny Zanak’Israely ny fahariana lanitra vaovao sy tany…..
JEREMIA 33.14-26 Ilay Andriamanitra nanao fanekena 1-Manatanteraka ny fanekena nataony Manome toky Andriamanitra fa ho « avy ny andro hanatanterahany ny…..
Lioka 2. 25 — 35 Mpino mahita ny fahatanterahan’ny Tenin’ny Tompo 1- Mitoetra amin’ny finoana Lehilahy tena niavaka i Simeona……
Genesisy 17. 15 — 22 Tsy maintsy tanteraka ny Teny fampanantenana 1- Manamafy ny Teniny Andriamanitra Gen 17 no nanamafisan’Andriamanitra…..
Matio 6. 5-8 Ny toe-panahy andraisana valim-bavaka 1- Manana fanetrentena Manana anjara toerana lehibe teo amin’ny fiainan’ny jiosy ny vavaka,…..
Genesisy 15.7-21 Mampiorina ny mpanompony Andriamanttra 1 Milaza ny efa nataony Nisalasa ny amin’ny fahatanterahan’ny Teny fampanantenana nataon’Andriamanitra taminy i…..
HEBREO 11.11-12 Manatanteraka ny Teniny Andriamanitra 1 Mahatoky Izy Andriamanitra mahatoky dia midika fa Andriamanitra marina amin’ny teny nambarany, tsy…..