Mofonaina

13311340 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Talata 22 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

MARKA 11 22-25 Mana hatramin’ny fakany Ilay aviavy teo Betania nozonin’i Jesoa omalin’i iny .Tsikaitr’i Petera izany ka nampahatsiahivin’i Petera…..

Zoma 18 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

ROMANA 9.14-26 Mampianatra antsika ity perikopa ity fa : 1-Masi-mandidy Andriamanitra (and14-18) « Koa izay tiany hamindrana fo no hamindrany fo…..

Alarobia 16 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

2 MPANJAKA 22.11-20 Ny fihetsika nataon’i Josia mpanjaka teo anatrehan’ny fahitana indray ny bokin’ny lalàna sy ny nandrenesaany ny fivakiny…..

Talata 15 Febroary 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 24 :32-35 Ny valin-teny nataon’i Jesoa ny mpianany raha nanatona Azy mangingina hanontany ny amin’ny fotoana hiavian’i Jesoa indray sy…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro