Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

611620 of 1374 items

Alahady 20 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 6.5-8 Tafiditra ao anatin’ny toriteny nataon’i Jesoa tany an- tendrombohitra ny anjara mofonaintsika anio. Fampianarana hivavaka, ary izany indrindra…..

Sabotsy 19 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia 41. 14-20 Fampaherezana niantefa tamin’ny jiosy babo tany Babylona no fonosin’ny Isaia faharoa (Isa 40-55), ary mampihasinkasina izany ny…..

Zoma 18 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

1 Mpanjaka 3. 5-15 Tantara anankiray anisan’ny tena mahaliana sady miavaka ao amin’ny Soratra Masina ity anjara mofonainantsika anio ity…..

Alahady 13 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

2Korintiana 4. 16-18 Ny olona miatrika fahoriana 1. Matoky an’Andriamanitra (And. 16) Nandalo fanenjehana sy fisendrana mafy sy maro samihafa…..

Sabotsy 12 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Ezekiela 18. 23-32 Andriamanitra Marina 1. Mitaona ny olona hibebaka «Mitodiha, ka mibebaha amin’ny fahadisoanareo rehetra..» (And. 30) Teny fampanantenana…..

Zoma 11 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Lioka 5. 33-39 Ny fampianaran’i Jesoa Kristy 1. Mahaleo tena « Tsy misy olona mandriatra lamba vaovao hanalany tapa-damba hatampina…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro