Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

601610 of 1374 items

Talata 29 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Romana 12. 1, 2 Zava-droa loha no ampianarin’ireto andininy roa anjara mofonainantsika anio ireto. Taomin’ny Soratra Masina isika mba: 1……

Alahady 27 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

2 Tantara 29.31-36 Misongadina amin’ity mofonainatsika ity fa ny fanompoana an’Andriamanitra dia: 1. Mila mpitarika hendry (and 31) « Ary Hezekia…..

Alarobia 23 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Joba 42.1-6 Ny fiafaran’ny fizahan-toetra mahamay natrehan’i Joba no tantaraina eto amin’ity anjara mofonainantsika ity. hitantsika misongadina eto fa ny…..

Talata 22 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Efesiana 4. 17-24 Ny fiainam-baovao ao amin’i Kristy no vontoatin’ity anjara mofonainantsika anio ity. Ampitaina amintsika amin’izany ary ny fa…..

Alatsinainy 21 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 21. 15-19 Fifanakalozan-dresaka teo amin’i Jesoa sy i Petera no tantaraina amintsika amin’ity mofonainatsika ity. Hafatra ampitain’ny Tompo amintsika…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro