Alakamisy 10 Oktobra 2024
Isaia 40. 27-31 Andriamanitra Mpahary 1. Mampionona « Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be……
Isaia 40. 27-31 Andriamanitra Mpahary 1. Mampionona « Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be……
Kolosiana 1. 1-8 Ny olona mahatoky ao amin’i Kristy 1. Miorina ao Aminy rehefa renay ny finoanareo an’i Kristy Jesosy…..
Matio 18. 1-6 Ny Iehibe amin’ny fanjakan’ Andriamanitra 1. Ny manetry tena Koa na zovy na zovy no hanetry tena…..
Genesisy 32. 25-31
Ny olona miatrika ady
1. Havaozin’Andriamanitra
<< Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin’Andriamanitra…. » (And.29)
I Jakoba ilay sady mpandova ny teny fampan…
Isaia 61. 4-9 Ny olona manarina ny rava 1. Manompo amin’ny filaminana «Fa ianareo kosa no hatao hoe mpisoron’i Jehovah,…..
Apokalipsy 21. 1-5 Andriamanitra manao fahariana vaovao 1. Manafoana ny faharatsiana rehetra «…fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny…..
Matio 9.9-17 Jesoa Kristy miombona amin’ny olona 1. Mikendry famonjena azy «Ary raha nahare izany Jesoa, dia nanao hoe: Tsy…..
2Korintiana 5.16-19 Ny olona ao amin’i Kristy 1. Manana fiainam-baovao «… dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo,…..
Genesisy 17.1-8 Andriamanitra manao fanekena amin’ny olona 1. Mampanatena azy «Raha ny amiko, dia, indro, aminao ny fanekeko, ka ho…..
Efesiana 2. 1-10 Andriamanitra manangana ny olona amin’ny maty 1. Mamindra fo amin’ny mpanota «Fa Andriamanitra, Izay manan-karena amin’ny famindram-po,…..