Alatsinainy 18 Novambra 2024
Mika 6.6-8 Ny tena toe-panahy tokony ananan’ny olon’Andriamanitra 1- Dia ny toe-panahy tsy variana amin’ny fombam-pivavahana toa ivelambelany fotsiny fa…..
Mika 6.6-8 Ny tena toe-panahy tokony ananan’ny olon’Andriamanitra 1- Dia ny toe-panahy tsy variana amin’ny fombam-pivavahana toa ivelambelany fotsiny fa…..
Jaona 13.34-35 Toetra tsy maintsy ananan’ny Kristiana ny fitiavana ny namana Fiaraha-monina sy ray aman-dreny samihafa avokoa no namolavola ny…..
Mpitsara 10. 11-16 Tsy misy tsara ohatran’ny ao amin’ny Tompo ihany 1. Satria Satana rehefa mahazo ny olona dia mampahory…..
Salamo 34.11-22 Iaino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra 1. Arovy ny lelanao amin’ny ratsy. Izay ambara eto dia mitaona antsika tsy…..
1 Korintiana 14.12-19 Raha misy fikasàna ao anatinao! « Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia…..
Nehemia 5.9-11 Iaino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra Vahoaka niverina avy any amin’ny fahababona no voatantara eto. Mbola eo ampamerenana ny…..
Marka 10.17-27 Toe-panahy kristiana 1. Mankamamy ny didin’Andriamanitra Ny tompo dia manambara fa sitrany tokoa raha mamatatra ny didiny isika…..
Deoteronomia 4.5-8 laino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra 1. Dia hiavaka ianao (and,5-6) Napetrak’Andriamanitra sy natolony ho an’ny olony tamin’ny alalan’i…..
1 Timoty 6.11-21 Manana toe-panahy miavaka 1. Mandosira ny fakam-panahy Fitaovana iray velarin’i Satana eo anoloantsika ny fakam-panahy raha tsy…..
Efesiana 5.15-21 lainao ny toe-panahy araka an’Andriamanitra (and18) 1. Dia handresy ny ratsy: Ny teny hoe hofenoina eto, araka ny…..