Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

571580 of 1374 items

Alarobia 27 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jakoba 3.13-18 1- Ny Kristiana dia tokony ho manana fahalemem-panahin’ny fahendrena (and 13) Ny fiainan’ny Fiangonana dia tsy ilaozan’izay Kristiana…..

Alatsinainy 25 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Galatiana 5.16-18 Iankinan’ny fahatsaram-pitondran-tenan’ny Kristiana ny fananany ny Fanahy Masina Rehefa tena nihaona tamin’ny Jesoa ny olona dia miala amin’ny…..

Zoma 22 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Filipiana 1.27-30 Ny tokony ho toetran’izay Kristiana 1- Mendrika ny Filazantsara (and 27a) Ny filazantsara dia mitory fiadanana, fahasambarana, fahamendrehana…..

Alarobia 20 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia 42.1-4 Ny tokony ho toetran’ny mpanompon’Andriamanitra 1- Manetry tena (and 1-3) Faminaniana ny amin’i Kirosy faharoa izay mpanjaka nanafaka…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro