Zoma 20 Desambra 2024
Kolosiana 2.16-23 Ny fivavahana marina 1- Tsy fombafomba ivelany fotsiny. Mananatra ny mpino ny Apostoly Paoly manoloana ny fampianaran-diso izay…..
Kolosiana 2.16-23 Ny fivavahana marina 1- Tsy fombafomba ivelany fotsiny. Mananatra ny mpino ny Apostoly Paoly manoloana ny fampianaran-diso izay…..
Jakoba 4.1-10 Ny toe-panahy manetry tena: 1- Miseho amin’ny fifandraisana amin’ny hafa. Anisan’ny toetra tokony ho hita taratra eo amin’ny…..
Lioka 14.7-11 Manetry tena mba hasandratra… « Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra. »(and.11) 1- Ny…..
Genesisy 32. 10-13 Ny olona mitady fihavanana… 1- Mitadidy ny teny fampanantenan Andriamanitra Tsapan’i Jakoba ny fahadisoana nataony tamin’i Esao…..
2Korintiana 10.1-11 Fomba hiatrehana ireo fahavalon’ny Filazantsara Tsy ny olona rehetra akory no faly tamin’ny asa fitoriana ny Filazantsara notanterahin’i…..
Isaia 57. 15-21 Ny anjaran’ny manetry tena 1- Miara-monina amin’Andriamanitra (and.15-16) Mihevitra manokana ny olona miaina amin’ny fanetren-tena Andriamanitra. Andriamanitra…..
Ohabolana 15.27-33 Mahaiza mifidy ny lalan-kizorana Asehon’ny Soratra Masina amintsika anio ny toe-javatra miandry ny olona araka izay safidy ataony…..
1 Petera 3.8-12 Kristiana miaina amin’ny toe-panahy marina Manoratra taratasy ho an’ny olom-boafin’Andriamanitra rehetra, dia ireo mpanara-dia an’i Jesoa Kristy…..
Isaia 58.6-12 Ny fivavahana ankasitrahan’Andriamanitra Ireo Jiosy efa tafaverina ao amin’ny taniny sy miatrika ny fanarenana amin’ny lafin-javatra samihafa no…..
Marka 9. 33-37 Jesoa Kristy mampianatra ho amin’ny fanetren-tena 1- Mahalala ny ao am-po Miara-dia i Jesoa Kristy sy ny…..