Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

10811090 of 1272 items

Alahady 11 Septambra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny tena mpanompon’Andriamanitra 1-Miaritra fanenjehana mafy noho ny amin’i Kristy Olo-malazan’ny Baiboly i Stefana , niharan’ny fanenjehana izay niafara tamin’ny…..

Zoma 09 Septambra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

1 KORINTIANA 9.13-18 « Tsy maintsy mitory ny Filazantsara aho » Ambara ao amin’ny tantaran’ireo olo-malaza samihafa voalaza ao amin’ny Baiboly fa…..

Alakamisy 08 Septambra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

JEREMIA 26.8-15 1-Miteraka fanamelohana ho an’ny tena ny fahasahiana milaza ny hafatr’Andriamanitra Antsoina sy tondroina ho mpaminany ireo iraka samihafa…..

Alarobia 07 Septambra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

ESTERA 4.1-5 Ny fisaonana notarihan’i Mordekay Rehefa fantatr’i Mordekay ny fisian’ny teti-dratsy handripahana ny Jiosy dia nandriatra ny fitafiany izy…..

Alarobia 20 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

EKSODOSY 36.1-7 Ny fahendrena avy amin’Andriamanitra 1-Mazoto amin’ny asan’Andriamanitra « izay nasian’ i Jehovah fahendrena tao am-pony dia izay rehetra nampahazotoin’ny…..

Talata 19 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

1 TESALONIANA 1.1-10 Ny olona mandray ny Filazantsara 1-Tonga fianarana ho an’ny hafa « ka dia tonga fianarana ho an’ny mino…..

Alatsinainy 18 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

2 TIMOTY 3.10-17 Ny olona mihazona ny fampianarana nomena azy 1-Miaritra fanenjehana « eny izay rehetra te-hivelona amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro