Zoma 08 Jolay 2022
ASAN’NY APOSTOLY 5.12-16 Ny Asan’ny Apostoly no iantsoana ity boky ity fa raha ny vontoatiny dia asan’ny Fanahy Masina no…..
ASAN’NY APOSTOLY 5.12-16 Ny Asan’ny Apostoly no iantsoana ity boky ity fa raha ny vontoatiny dia asan’ny Fanahy Masina no…..
Romana 5 :1-5 Mampianatra ny Kristiana i Paoly eto mba hanana fitiavana mandrakariva satria: 1- Efa vita fihavanana amin’ Andriamanitra…..
1 KORINTIANA 16.13-18 Tafiditra ao anatin’ny famaranan-teny ataon’i Paoly ao amin’ity Epistiliny ho an’ny Korintiana ity mofonaina ity ka hanamafisiny…..
MATIO 17.14-20 1-Atanjaho ny finoana Rehefa nitaraina i Jesoa ny lehilahy iray fa mararin’ny androbe ny zanany ka tsy sitran’ny…..
EKSODOSY 35.20-29 Mitaona antsika ny mofonaina anio mba : 1-Hahafoy araka izay ananantsika ho an’Andriamanitra (and 20-24) « Ary samy nanatona…..
1 TIMOTY 1.12-17 Anankiray amin’ny soratr’i Paoly Apostoly izay antsoina hoe : « Epistily Pastoraly » ity nosoratany ho an’i Timoty ity…..
2Tantara 13. 4-18 Mampanjaka ny fahefany ny Tompo Niady i Abia mpanjakan’i Joda sy Jeroboama mpanjakan’Isiraely. Hitantsika ao anatin ity…..
Lioka 7.36-50 Herin’ny ranomaso « Ary nijanona feo ivohony tanilan’ny tongony izy ka nitomany. dia nahakotsa ny tongony tamin’ny ranomasony sy…..
Lioka 7.36-50 Herin’ny ranomaso « Ary nijanona feo ivohony tanilan’ny tongony izy ka nitomany. dia nahakotsa ny tongony tamin’ny ranomasony sy…..
Matio 24, 15-28 Mitandrema fa misy fahefana sandoka « Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ku haneho famantarana lehibe…..