Zoma 30 Desambra 2022
APOKALYPSY 12.1-6 Toy izao ny fanazavana ireo famantarana voalaza eto ; 1-Ilay vehivavy mitafy masoandro (and1) Ny fiangonan’Andriamanitra no sary…..
APOKALYPSY 12.1-6 Toy izao ny fanazavana ireo famantarana voalaza eto ; 1-Ilay vehivavy mitafy masoandro (and1) Ny fiangonan’Andriamanitra no sary…..
MATIO 2.13-15 An’ny Tompo ny fanjakana Tsy zakan’iHeroda ny nandre ny hahaterahan’Ilay Mpanjakan’ny Jiosy (Mat 2.3) .Nikasa hamono ny zaza…..
ISAIA 9.1-6 Ny fahaterahan’ny Mesia Hanova ny fiainan’ny vahoakany ny fahatongavan’ny Mesia 1-Fiposahan’ny fahazavana (and1-4) Raha niaina tao anatin’ny aizina…..
2 MPANJAKA 19.1-7 An’ny Tompo ny fandresena 1-Mampandresy izay mialoka Aminy Izy Tamin’ity fotoana ity dia Hezekia no mpanjakan’ny Joda…..
ASAN’NY APOSTOLY 4.1-12 Ny tena mpitory Filazantsara 1-Misedra sakantsakana (and1-12) Nositranin’iPetera sy Jaona tamin’ny Anaran’i Jesoa ilay lehilahy nalemy tongotra…..
LIOKA 1.26-33 Ny fahaterahan’I Jesoa 1-Fahasoavana « Arahaba r’Ilay nohasoavina , ny Tompo momba anao” Asehon’I Lioka mpanoratra ny Filazantsarany ny…..
1 MPANJAKA 11.4-13 Niala tamin’ny sitrapon’Andriamanitra i Solomona Solomona dia anisan’ny mpanjaka nalaza tamin’ny fananana fahendrena sy fahaiza-mitondra ny firenena…..
LIOKA 12.32-40 Ny olona nomen’Andriamanitra ny fanjakany Mampiavaka ny Filazantsara araka ny Lioka ny fanasongadinana ny fihetsik’iJesoa manoloana ny kamboty…..
OHABOLANA 8.12-21 Ny zava-tsoa azo avy amin’ny fahendrena Ny fanajana ny Tompo no loharanom-pahendrena (Oha 9.10-DIEM) .Inona àry ny tombosoa…..
1 KORINTIANA 15.24-28 KRISTY NO MPANJAKA Amin’ny fotoana hahatanterahan’ny fanjakany dia : 1-Foanany ny herin’ny fahavalo rehetra (and24) Ambaran’ I Apostoly Paoly …..