Alakamisy 08 Desambra 2022
LIOKA 12.13-21 Valiteny nataon’i Jesoa Kristy tamin’ny fiangaviana nataon’ity lehilahy iray hananatra ny rahalahiny ny amin’ny fizarana lova . 1-Tsy…..
LIOKA 12.13-21 Valiteny nataon’i Jesoa Kristy tamin’ny fiangaviana nataon’ity lehilahy iray hananatra ny rahalahiny ny amin’ny fizarana lova . 1-Tsy…..
SALAMO 22.22-31 Derao ilay Tompon’ny fanjakana Midera an’Andriamanitra noho ny famonjena noraisiny ny mpanao Salamo , ary nitaona ny hafa…..
JAONA 19.6-11 Ny fitsaran’ny tany Notsarain’i Pilato i Jesoa Kristy 1-Tsy manana fahefana amin’i Jesoa Kristy « ianao tsy manana fahefana…..
1 TMOTY 2.1-7 Ny hahazoana ny fiadanana 1-Mivavaha ho an’ny mpitondra Mazava tsara eto ny toromarika omen’i Paoly Apostoly fa…..
ROMANA 13.1-7 Ny fahefana amin’ny sehatra samihafa eto an-tany Manolotra toromarika ho amin’ny fanajana ny mpitondra araka ny sokajiny avy…..
1 SAMOELA 13.13-15 Tsy mankasitraka ny mivadika andraikitra 1-Mitsara ny olona araka ny asany ataony Izy Ny ho mpanapaka ny…..
2 PETERA 3.14-18 E o am-piandrasana ny Tompo 1-Meteza handeha tsy misy tsiny Raha manana ny fanantenana ny fiainana mandrakizay…..
2TIMOTY 2.19-21 Ny karazana mpanompon’Andriamanitra 1-Misy toy ny fanaka afa-baraka (and20) « Fa ao an-trano lehibe ,tsy dia fanaka volamena…..
ISAIA 50.4-7 Ny mpianatry ny Tompo 1-Mihaino hatrany ny Tenin’Andriamanitra (and4,5) Andriamanitra dia mampianatra ny Teniny , ary tsy mba…..
JAONA 1.9-13 Amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona 1-Dia tsy maintsy misy olona saro-tiavina (and10,11) Ambara eto fa i jesoa no jiro fahazavana…..