Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

941950 of 1272 items

Alakamisy 19 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

APOKALYPSY 15.1-4 Ny fisehoan’Andriamanitra 1-Faharavana sy loza ho an’izay resy Araka izao fahitana ambaran’ny mpanoratra ny Apokalypsy izao dia efa…..

Alatsinainy 16 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EZEKIELA 36.33-38 Andriamanitra Mpahary ,manarina indray ny efa rava 1- Fanarenana miatomboka amin’ny famelankeloka Izao Ezekiela 36 izao dia mampahatsiaro…..

Alahady 15 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

APOKALYPSY 4.9-11 Midera an’ Andriamanintsika Anisany mitana anjara toerana voalohany eo amin’ny fanompoam-pivavahana fanaon’ny Fiangonana kristiana ny fiderana an’Andriamanitra noho…..

Alahady 15 janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Apokalipsy 4.9-11 Miderà an’Andriamanitsika Anisany mitana anjara toerana voalohany eo amin’ny fanompoam-pivavahana fanaon’ny Fiangonana Kristiana ny fiderana an’Andriamanitra noho ireto…..

Sabotsy 14 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ISAIA 44.21-23 Tsy mahafoy ny mpanompony Andriamanitra Miantefa amin’ny firenena izay nofidin’Andriamanitra ny hafatra .Tsy ho an’Israely ihany fa ho…..

Zoma 13 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ROMANA 9.19-26 Andriamanitra no Tompo sy Mpahary antsika 1-Afaka mamonjy izay tiany hovonjena Izy (and 19-21) Nambaran’i Paoly fa tsy…..

Alakamisy 12 Janoary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

GENESISY 5.1-5 Ny tantaran’ny androm-piainan’i Adama Fintinina amin’ireo andinin-tsoratra masina ireo ny tantaram-piainan’i Adama ,araka izao manaraka izao : 1-…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro