Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

10311040 of 1272 items

Zoma 28 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

2 TANTARA 34.29-33 Mampiavaka an’i Josia mpanjaka ny fahasahiany nanao fanitsiam-pivavahana tamin’ny androny rehefa hita indray ny bokin’ny lalàna .Modely…..

Alakamisy 27 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

MATIO 5.21-26 Ao anatin’ny toriteny nataon’i Jesoa tany an-tendrombohitra ny mofonaina anio .Manamarika ity toritenin’i Jesoa ity ny fitondrany fahazavan-tsaina…..

Talata 25 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

 JOSOA 24.14-24  Mananatra antsika ny mofonaina anio hoe : Henoy ny mpitarika nomen’Andriamanitra 1-Mitaona antsika hanompo (and4) « Koa ankehitriny , matahora…..

Alatsinainy 24 oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Apôkalypsy 21:22-27 Mampirisika ny mpino ary mampahery azy haharitra hatramin’ny farany amin’ny finoana ny Apôkalypsy (izay teraka tao anatin’ny fanenjehana…..

Alahady 23 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

2 Tantara 15.8-19 Mahita fiadanana ny firenena raha manana mpitondra Mihaino an’Andriamanitra Hoy ny voasoratra eto hoe :”Ary rehefa ren’i…..

Zoma 21 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Lioka 2. 36-38  Ny zava-nitranga tao amin’ny tempoly tamin’ny fotoana nitondrana an’i Jesoa niakatra tany Jerosalema hatolotra ny Tompo no…..

Alakamisy 20 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

FILIPIANA 3.1-11 Mamerin-teny amin’ny Filipiana iPaoly eto , satria mahasoa rahateo ny mamerina ny fahamarinana tokony ijoroana . Manamafy amin’izy…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro