Zoma 07 Octobre 2022
MATIO 25.31-46 Jesoa Kristy Mpanjaka sy Mpitsara 1-Mamory ny olona rehetra « ary ny firenena rehetra hangonina eo anatrehany « (and32)…..
MATIO 25.31-46 Jesoa Kristy Mpanjaka sy Mpitsara 1-Mamory ny olona rehetra « ary ny firenena rehetra hangonina eo anatrehany « (and32)…..
2 KORINTIANA 5.11-21 Ny olom-baovao ao amin’i Kristy 1-Vita fihavanana amin’Andriamanitra « Andriamanitra ao amin’i Kristy no nampihavana izao tontolo izao…..
ISAIA 42.5-9 Andriamanitra Mpahary 1-Mampanantena fanafahana (and7) Babo tany Babylona ny vahoaka Jiosy .Nalahelo sy kivy ary very fanantenana satria…..
MARKA 7.1-13 Ny olona mitana tsara ny didin’Andriamanitra 1-Miala amin’ny fihatsarambelatsihy « Mahafoy ny didin’Andriamanitra ianareo ka mitana ny fanaon’ny olona…..
ASAN’NY APOSTOLY 6.1-7 Ny olona mampandroso ny Tenin’Andriamanitra 1-Mahay mizara andraikitra « …mizahà fito lahy eo aminareo …mba hotendrenay hitandrina izany…..
ISAIA 29.13-24 Andriamanitra manitsy ny fomba fanompoana Azy 1-Manafoana ny fisainan’olombelona « …ka ho foana ny fahendrena kendreny ary tsy ho…..
DEOTERONOMIA 10.12-22 Andriamanitra Tompon’ny Tompo 1-Tia ny olona rehetra « Manome rariny ny kamboty sy ny mpitondrantena Izy , sady tia…..
ISAIA 40.1-11 Miahy sy mikarakara ny olony ny Tompo 1-Mampahery « Ampionony , ampionony ny oloko » (and1a) .Midika hoe : misento…..
ASAN’NY APOSTOLY 24.10-23 Ny vavolombelon’i Jesoa Kristy 1- Manazava hevitra am-panajana « Fantatro fa ianao dia efa mpitsara ela tamin’ity firenena…..
MATIO 10.1-10 Ny mpianatry ny Tompo 1-Olom-boantso Niantso ny mpianany i Jesoa (and1) . Nantsoin’ny Tompo amin’ny anarany tsirairay avy…..