Alarobia 19 Jolay 2023
2Timoty 2. 8-13 Ny olom-boafidin’Andriamanitra 1- Miaritra fahoriana ho famonjena ny hafa «Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny…..
2Timoty 2. 8-13 Ny olom-boafidin’Andriamanitra 1- Miaritra fahoriana ho famonjena ny hafa «Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny…..
Mofonaina 18 Jolay 2023: 1Kor 1²⁶-³¹ Paoly Apostoly mananatra sy manitsy ny mponina tao Korinto mba hitoky amin’i Jehovah fa tsy amin’olona. 1-Hevero ny fiantsoana anareo. Hevero= alalino, saintsaino, fakafakao, hadihadio, diniho lalina. Nahoana? Satria adala, malemy, iva razana no nantsoina. Tsy misy manana toetra mendrika na iray aza. Ohatra ireto: 1.1-Mosesy: votsa vava (Eks […]
Mardi 18 Juillet 2023 Rendez continuellement grâces pour toutes choses à Dieu le Père, au nom de notre Seigneur Jésus-Christ. Éphésiens 5. 20 Soyez toujours joyeux. Priez sans cesse, rendez grâces en toutes choses, car c’est à votre égard la volonté de Dieu en Jésus-Christ. 1…
IKorintiana 1. 26 – 31 Ny olom-boantsoan’Andriamanitra « fa ny adala amin’izao lontolo izao no nofidin’Andriamanilra hampahamenatra ny hendry …»…..
Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. » (Hebreo 13:8) Source
Lundi 17 Juillet 2023 Jésus vit, un homme appelé Matthieu assis au bureau des impôts. Il lui dit : Suis-moi ! Matthieu se leva et le suivi. Matthieu 9. 9 Version Nouvelle Français Courant L’apôtre Matthieu : le collecteur d’impôts (10) Matthieu, également appelé Lévi, percevait, pour le…
Mofonaina 16 Jolay 2023: 1Mpanj 11²⁹-³⁹ Rehefa mandinika tsara ity mofonaina ity isika dia hahatakatra sy hahatsapa fa ny fanesorana ny fifidianana nataon’i Jehovah tamin’ny taranak’i Davida ka hifindra ho amin’i Jeroboama no ao. Nahoana no manatsoaka ny fifidianana i Jehovah ? Fa tsy IZY ve no mpamantatra ny voa sy mpandinika ny fo? Tena […]
Jaona 13. 12-20 Ny maha mpianatr’i Jesoa Kristy 1- Mitaky fanetren-tena«Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo……
Dimanche 16 Juillet 2023 ( Jésus dit ) : Je suis la porte. Si quelqu’un entre par moi, il sera sauvé. Jean 10. 9 Entrez par la porte étroite. Matthieu 7. 13 C’est par la grâce que vous êtes sauvés, par le moyen de la foi. Éphésiens 2. 8 Quand la porte est-elle ouverte ? Les religions…
Fanompoampivavahana FJKM “Hevero ny fifidianan’ny Tompo” Alahady natokan’ny Foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Sampana Fivondronana Laika (SFL) manerana ny sahan’ny FJKM. FJKM Katedraly Analakely SPIA Alahady 16 Jolay 2023 Source