Alahady 16 Jolay 2023
IMpanjaka 11. 29 – 39 Ny fifidianan’Andriamanitra 1- Mitaky fankatoavana ny didiny « fa tsy nandeha tamin’ny làlako hanao izay mahitsy…..
IMpanjaka 11. 29 – 39 Ny fifidianan’Andriamanitra 1- Mitaky fankatoavana ny didiny « fa tsy nandeha tamin’ny làlako hanao izay mahitsy…..
Samedi 15 Juillet 2023 La sagesse crie dans les rues, elle élève sa voix dans les places… celui qui m’écoute reposera avec assurance, il vivra tranquille et sans craindre aucun mal. Proverbes 1. 20, 33 Jésus-Christ… est devenu, par la volonté de Dieu, notre sagesse, notre justice, la…
Mofonaina 14 Jolay 2023: Jer 1⁴-¹⁰ “Hatry ny fony ianao tsy mbola noforoniko tany an-kibo no efa fantatro, ary hatry ny fony ianao tsy mbola teraka no efa nohamasiniko sy notendreko ho mpaminany ho an’ny firenena” (and.5) 1-Fantatr’i Jehovah hatry ny fony mbola tsy noforonina i Jeremia. Jehovah no niteny tamin’i Jeremia, fa efa fantany, […]
Isaia 44. I-5 Ao anaty fahababoana no indro maniraka ny mpaminany hampahery ny vahoaka ny famonjena sy fitahiana Izy, sady…..
Vendredi 14 Juillet 2023 Cette lumière était la véritable lumière, qui, en venant dans le monde, éclaire tout homme. Il était dans le monde, et le monde a été fait par lui, et le monde ne l’a point connu. Il est venu chez les siens, et les siens ne l’on point reçu. Jean 1. 9-11 Pas connu ;…
Fa izay efa maty dia afaka amin’ny ota. » (Romana 6:7) Source
Jeremia 1:4-10 Ity tantaran’ny fiantsoana an’i Jeremia mpaminany ity dia mamerina amintsika hahatsiaro indray fa Jehovah dia:1- Mahalala izay hantsoiny…..
Hagay 2. 20-23 Miantefa amin’i Zerobabela, solontenan’ny fanjakana Persa tany Jerosalema ka niandraikitra ireo Jiosy nody avy am-pahababoana ny halatra…..
Jeudi 13 Juillet 2023 (Jésus dit) : Ne vous inquiétez donc pas du lendemain ; car le lendemain aura soin de lui-même. Á chaque jour suffit sa peine. Matthieu 6. 34 Vivre un jour à la fois Un patient victime d’un grave accident posa un jour cette question : – Docteur, combien de temps me…
Mofonaina 12 Jolay 2023: Deot 7⁶-⁸ FITIAVANA NO ANTON’NY FIDIDIANANA. And.6: “Fa firenena masina ho an’i Jehovah Andriamanitrao ianao; fa ianao efa nofidin’i Jehovah Andriamanitrao ho firenena rakitra soa ho Azy mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin’ny tany.” Tia ny firenen’i Isiraely Jehovah. Tsy noho ny hamaroana na noho ny hery, fa fitiavana. Fitiavana tsy […]