Alarobia, faha 09 Aprily 2025
(Sal 117/Hira15:1,2,3,4/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira445:1,2) 2 Korintiana 3.1-6 Ianareo no taratasiko Misy ny taratasy sy ny epistily fa misy koa ny atao hoe…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
(Sal 117/Hira15:1,2,3,4/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira445:1,2) 2 Korintiana 3.1-6 Ianareo no taratasiko Misy ny taratasy sy ny epistily fa misy koa ny atao hoe…..
(Sal 18:46-50/Hira 171:1,3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira133:2,5) Marka 12. 24-27 Tsy mino ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ny Sadoseo. Nihevitra ny handresy lahatra an’i…..
(Sal 138.4-8/Hira2:1,2,3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 469:1) Nomery 17.9-15 Ny herin’ny Tompo, mamotika ao amin’ny indray mipi-maso Fotoana kely monja izany indray mipi-maso izany……
(Sal 124/Hira 36/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 353:1,3,5) Matio 26.57-66 1- Notsarain’ny Jiosy i Jesoa Kristy Tao an-tranon’i Kaiafa mpisoronabe no nanaovana izany, ary…..
(Sal 136:1-9/Hira 7:1,3,4/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira392:1,3) 1Jaona 2. 15-17 Halaviro ny filan’izao tontolo izao Teo amin’ny tantaran’ny fivavahana sy ny tantaran’ny zanak’ olombelona…..
(Sal 89.5-14/Hira194:1,2,4/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira499:1,3) Matio 24. 23-31 Ny fihavian’ny Zanak’olona Rehefa nitsangana tamin’ny maty i Jesoa Kristy dia nasehon’ ny fitantarana fa…..
(Sal 96:1-6/Hira6:1,2,3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira358 Daniela 12. 1-3 Amin’izany andro izany… Teny faminaniana milaza ny zavatra hisy any am-parany no ambaran’ny mpanoratra amin’ny…..
(Sal 105:1-5/Hira 146/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hiral42:1,2,3) Lioka 24 : 1 – 7 Tsy mino ny fitsanganan’i Jesoa tamin’ny maty ny olona Handeha hanosotra…..
VOLANA APRILY VELONA NY TOMPO (Sal 48:1-3 / Hira 4:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 506) Salamo…..
Sal 66. 1-5/Hira 24: 1/Vavaka/ Mofonaina / Vavaka Jaona 12. 34-36 Miantso anao Jesoa 1. Mandehana raha mbola manana ny…..