Alahady 24 Aprily 2022
Ohabolana 10. 1-12 Miavaka amin’izao tontolo izao ny mpino 1 – Misitraka famonjena « Ny fahamarinana no mamonjy amin’ny fahafatesana » (and. 2)……
Ohabolana 10. 1-12 Miavaka amin’izao tontolo izao ny mpino 1 – Misitraka famonjena « Ny fahamarinana no mamonjy amin’ny fahafatesana » (and. 2)……
Salamo 116: 1-7 Ny mpino mijoro vavolombelona dia : 1 – Mamboraka fitiavana amin’ny Tompo « Izaho tia an’i Jehovah » (and. 1): Ambaran’i…..
I Korintiana 15. 54-58 Miavaka eny hatrany ireo mpandresy ao amin’i Kristy 1 – Miorina tsara Zava-dehibe ary misy akony…..
Apokalypsy 3, 14-22 Jesoa Kristy Mpamonjy 1 – Azo antoka « Izao no lazain’ny Amen » (and. 14b) : Azo adika hoe azo antoka,…..
Isaia 25. 1- 9 Ny hira fisaorana an’Andriamanitra 1 – Ataon’ny marina izay navotan’i Jehovah Ambaran’ny mpaminany Isaia eto ny…..
Jaona 11, 18-27 Nomena saina mandinika isika ahatsapana fa: 1 – Zava-doza ny fahabangan’i Jesoa « Raha teto ianao dia tsy…..
Romana 6. 8-14 Rava ny herin’ny ota Manome andiana fanazavana mafonja i Paoly eto amin’ity Romana 6 ity, mikasika ny…..
1 JAONA 3.13-17 Ny fifankatiavana no andresena ny fahafatesana i Jaona dia mitaona antsika hifankatia amin’ny namantsika ary izany no…..
Jaona 20. 1-10 Foana ny fasana Anisan’ny foto-pampianarana manan-danja ao amin’ny Soratra Masina ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty. Ny marainan’ny…..
Isaia 262. 1-11 Ny hira fiderana an’Andriamanitra 1 – Noho ny famonjena nataony Tsy biriky mandrafitra ny manda izay maha…..